"... ary na dia manana ny finoana rehetra aza aho ka mahafindra tendrombohitra, kanefa tsy manana fitiavana, dia tsinontsinona aho."

I KORINTIANA 13:2b

Rtoa RAZAFINDRAVELO Hélène

Atoa RAZAKAMBOLOLONA Serge mivady

Rtoa RASOAZANATOMPO Odette

Atoa RANDRIAMAMPIANINA Henri Joseph mivady

Atoa ANDRIANAIVO Emma Salomé Thierry mivady

Dia faly manasa anareo hanotrona ny fanamasinana ny fanambadian'ny zafiny, ny zanany

Toky Ny AroRazakambololona&Minosoa MickaëlaAndrianaivo

Janoary

03

2026