“... Raha mifankatia isika,

dia mitoetra ato amintsika Andriamanitra,

ary tanteraka ato amintsika ny fitiavany.”

I Jaona 4 : 12b

Rtoa RASOAZANATOMPO Odette

Atoa RANDRIAMAMPIANINA Henri Joseph

mivady

Atoa ANDRIANAIVO Emma Salomé Thierry

mivady

Rtoa RAZAFINDRAVELO Hélène

Atoa RAZAKAMBOLOLONA Serge

mivady

Dia faly manasa anareo ho vafolotondran'ny

fanambadian'ny sy fisoratanampanambadian'ny zanany, zafiny :

Mickaëla&Toky

Sabotsy

28

2024

Décembre

9 ora maraina

∞

Fanateram-bodiondry

Ilaty

Fisorata-panambadiana

2 ora tolakandro

∞
Le Combava

Ambohidahy Ambohimanarina

Fifaliaina ho anay anareo

hiara-hifaly sy hikorana aminay

Raha misy tsy fahafahana dia aoka hilaza mialohan'ny 15 Décembre 2024 amin'ity laharana ity

034 93 584 78